plt_tn/num/02/01.md

12 lines
440 B
Markdown

# manodidina ny antokony
Ny ''antokony" dia vondrona lehibe efatra izay nizarana ireo foko. Ny antoko tsirairay dia nobaikoina hiara-hitoby. Ireo antokony dia ambaran'ny faneva iray.
# miaraka amin'ireo fanevan'ny ankohonan'ny razamben'izy ireo
Ny fianakaviana lehibe tsirairay avy ihany koa dia manana faneva eo ambanin'ny toby, izay ao anatin'ny faritra voatondro ho an'ny fanevan'izy ireo.
# ireo faneva
Ny faneva dia saina lehibe.