# manodidina ny antokony Ny ''antokony" dia vondrona lehibe efatra izay nizarana ireo foko. Ny antoko tsirairay dia nobaikoina hiara-hitoby. Ireo antokony dia ambaran'ny faneva iray. # miaraka amin'ireo fanevan'ny ankohonan'ny razamben'izy ireo Ny fianakaviana lehibe tsirairay avy ihany koa dia manana faneva eo ambanin'ny toby, izay ao anatin'ny faritra voatondro ho an'ny fanevan'izy ireo. # ireo faneva Ny faneva dia saina lehibe.