forked from WA-Catalog/plt_tn
440 B
440 B
manodidina ny antokony
Ny ''antokony" dia vondrona lehibe efatra izay nizarana ireo foko. Ny antoko tsirairay dia nobaikoina hiara-hitoby. Ireo antokony dia ambaran'ny faneva iray.
miaraka amin'ireo fanevan'ny ankohonan'ny razamben'izy ireo
Ny fianakaviana lehibe tsirairay avy ihany koa dia manana faneva eo ambanin'ny toby, izay ao anatin'ny faritra voatondro ho an'ny fanevan'izy ireo.
ireo faneva
Ny faneva dia saina lehibe.