plt_tn/zep/02/06.md

304 B

Ary dia ho lasa ahitra ... ny moron-tsiraka

Tsy dia mazava tsara ny dikan'io andininy io ary azo adika amin'ny teny hafa amin"ny dikan-teny taty aoriana.

Valan'ondry

Ny valan'ondry dia toerana kely voafefy manodidina mba iangonan'ny ondry miaraka.

Handriana

Midika fa matory amin'ny fandriana