# Ary dia ho lasa ahitra ... ny moron-tsiraka Tsy dia mazava tsara ny dikan'io andininy io ary azo adika amin'ny teny hafa amin"ny dikan-teny taty aoriana. # Valan'ondry Ny valan'ondry dia toerana kely voafefy manodidina mba iangonan'ny ondry miaraka. # Handriana Midika fa matory amin'ny fandriana