plt_tn/zep/02/06.md

12 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary dia ho lasa ahitra ... ny moron-tsiraka
Tsy dia mazava tsara ny dikan'io andininy io ary azo adika amin'ny teny hafa amin"ny dikan-teny taty aoriana.
# Valan'ondry
Ny valan'ondry dia toerana kely voafefy manodidina mba iangonan'ny ondry miaraka.
# Handriana
Midika fa matory amin'ny fandriana