plt_tn/zec/14/12.md

340 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.

mitsangana amin'ny tongony

DH: "mandeha manodidina"

ny tanan'ny iray dia hisandratra hamely ny tanan'ny iray hafa

Hanafika ny hafa ny olona tsirairay avy.