plt_tn/zec/14/12.md

12 lines
340 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.
# mitsangana amin'ny tongony
DH: "mandeha manodidina"
# ny tanan'ny iray dia hisandratra hamely ny tanan'ny iray hafa
Hanafika ny hafa ny olona tsirairay avy.