# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanĂ nan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy. # mitsangana amin'ny tongony DH: "mandeha manodidina" # ny tanan'ny iray dia hisandratra hamely ny tanan'ny iray hafa Hanafika ny hafa ny olona tsirairay avy.