plt_tn/zec/07/11.md

400 B

nanamafy ny sorok'izy ireo

DH: "tahaka ny biby fiompy izay nandà ny ho zogaina izy ireo" na "tahaka ny biby fiompy izay nandà ny hankatoa izy ireo"

Nanakatona ny sofiny izy ireo

"Nanidy ny sofiny izy ireo"

Nanamafy ny fony tahaka ny vato izy ireo

DH: "Nanapa-kevitra ny handà ireo hafatr'i Yaveh izy ireo"

tamin'ny alalan'ny vavan'ireo mpaminany

DH: "tamin'ny tenin'ireo mpaminany"