# nanamafy ny sorok'izy ireo DH: "tahaka ny biby fiompy izay nandà ny ho zogaina izy ireo" na "tahaka ny biby fiompy izay nandà ny hankatoa izy ireo" # Nanakatona ny sofiny izy ireo "Nanidy ny sofiny izy ireo" # Nanamafy ny fony tahaka ny vato izy ireo DH: "Nanapa-kevitra ny handà ireo hafatr'i Yaveh izy ireo" # tamin'ny alalan'ny vavan'ireo mpaminany DH: "tamin'ny tenin'ireo mpaminany"