plt_tn/zec/07/11.md

16 lines
400 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanamafy ny sorok'izy ireo
DH: "tahaka ny biby fiompy izay nandà ny ho zogaina izy ireo" na "tahaka ny biby fiompy izay nandà ny hankatoa izy ireo"
# Nanakatona ny sofiny izy ireo
"Nanidy ny sofiny izy ireo"
# Nanamafy ny fony tahaka ny vato izy ireo
DH: "Nanapa-kevitra ny handà ireo hafatr'i Yaveh izy ireo"
# tamin'ny alalan'ny vavan'ireo mpaminany
DH: "tamin'ny tenin'ireo mpaminany"