plt_tn/zec/03/06.md

16 lines
361 B
Markdown

# nibaiko am-pahamatorana an'i Josoa
"nibaiko an'i Josoa tamin'ny fomba tena matotra tokoa"
# handeha amin'ny lalako ianao
Ny fandehanana amin'ny lalana mitovy dia manondro ny fanaovana zavatra mitovy ihany.
# raha hitandrina ireo didiko ianao
DH: "raha ho tsaroinao sy hankatoavinao ireo didiko"
# hiambina ny kianjako
"tompon'andraikitr'ireo kianjako"