plt_tn/zec/03/06.md

361 B

nibaiko am-pahamatorana an'i Josoa

"nibaiko an'i Josoa tamin'ny fomba tena matotra tokoa"

handeha amin'ny lalako ianao

Ny fandehanana amin'ny lalana mitovy dia manondro ny fanaovana zavatra mitovy ihany.

raha hitandrina ireo didiko ianao

DH: "raha ho tsaroinao sy hankatoavinao ireo didiko"

hiambina ny kianjako

"tompon'andraikitr'ireo kianjako"