# nibaiko am-pahamatorana an'i Josoa "nibaiko an'i Josoa tamin'ny fomba tena matotra tokoa" # handeha amin'ny lalako ianao Ny fandehanana amin'ny lalana mitovy dia manondro ny fanaovana zavatra mitovy ihany. # raha hitandrina ireo didiko ianao DH: "raha ho tsaroinao sy hankatoavinao ireo didiko" # hiambina ny kianjako "tompon'andraikitr'ireo kianjako"