plt_tn/zec/03/01.md

545 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Maneho fahitana amin'i Zakaria i Yaveh.

Moa tsy forohana nosarihana tamin'ny afo ve ity?

DH: "Tahaka ny forohana avy amin'ny afo i Josoa"

forohana nosarihana tamin'ny afo

Ny forohana dia tapa-kazo may izay nesorina tao amin'ny afo mialohan'ny hahamay izany tanteraka. Io dia manondro an'i Josoa, izay novonjena avy tamin'ny fahababona tany Babylona ary niverina tany Jerosalema.

fitafiana maloto

Amin'io fahitana io ireo akanjo maloto dia nampiasaina mba ho famantarana hanehoana ny fanotana.