plt_tn/zec/03/01.md

16 lines
545 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Maneho fahitana amin'i Zakaria i Yaveh.
# Moa tsy forohana nosarihana tamin'ny afo ve ity?
DH: "Tahaka ny forohana avy amin'ny afo i Josoa"
# forohana nosarihana tamin'ny afo
Ny forohana dia tapa-kazo may izay nesorina tao amin'ny afo mialohan'ny hahamay izany tanteraka. Io dia manondro an'i Josoa, izay novonjena avy tamin'ny fahababona tany Babylona ary niverina tany Jerosalema.
# fitafiana maloto
Amin'io fahitana io ireo akanjo maloto dia nampiasaina mba ho famantarana hanehoana ny fanotana.