plt_tn/zec/01/18.md

12 lines
380 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy manoritsoritra ny fahitany i Zakaria.
# nanandratra ny masoko aho
Io andianteny io dia manondro ny fanatrakana ny lohanao mba hijery any ambony.
# tandroka izay efa nanaparitaka an'i Joda
Ireo tandroka dia manambara ireo tafika izay nanafika ny vahoakan'Israely. DH: "Ireo tandroka ireo dia manambara ireo firenena" (UDB).