# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy manoritsoritra ny fahitany i Zakaria. # nanandratra ny masoko aho Io andianteny io dia manondro ny fanatrakana ny lohanao mba hijery any ambony. # tandroka izay efa nanaparitaka an'i Joda Ireo tandroka dia manambara ireo tafika izay nanafika ny vahoakan'Israely. DH: "Ireo tandroka ireo dia manambara ireo firenena" (UDB).