plt_tn/zec/01/18.md

380 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy manoritsoritra ny fahitany i Zakaria.

nanandratra ny masoko aho

Io andianteny io dia manondro ny fanatrakana ny lohanao mba hijery any ambony.

tandroka izay efa nanaparitaka an'i Joda

Ireo tandroka dia manambara ireo tafika izay nanafika ny vahoakan'Israely. DH: "Ireo tandroka ireo dia manambara ireo firenena" (UDB).