plt_tn/zec/01/12.md

8 lines
274 B
Markdown

# efa niharitra fahatezerana
Ireo mety ho heviny dia 1) "efa nahatezitra Anao" (UDB) na 2) "efa tsy najainao"
# niresaka tamiko, tamin'ny teny soa, teny fampaherezana
Ireo andianteny ireo dia manoritsoritra ireo teny izay sady tsara no fampaherezana. DH: "nankahery ahy"