# efa niharitra fahatezerana Ireo mety ho heviny dia 1) "efa nahatezitra Anao" (UDB) na 2) "efa tsy najainao" # niresaka tamiko, tamin'ny teny soa, teny fampaherezana Ireo andianteny ireo dia manoritsoritra ireo teny izay sady tsara no fampaherezana. DH: "nankahery ahy"