plt_tn/zec/01/12.md

274 B

efa niharitra fahatezerana

Ireo mety ho heviny dia 1) "efa nahatezitra Anao" (UDB) na 2) "efa tsy najainao"

niresaka tamiko, tamin'ny teny soa, teny fampaherezana

Ireo andianteny ireo dia manoritsoritra ireo teny izay sady tsara no fampaherezana. DH: "nankahery ahy"