plt_tn/zec/01/07.md

494 B

Tamin'ny andro fahefatra amby roapolo tamin'ny fahiraika ambin'ny folon'ny volana, izay volan'ny Sebata

Ny "Sebata" dia ny volana fahiraika ambin'ny folo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra amby roapolo dia akaikin'ny fisasahan'ny Febroary amin'ny tetiandro Tandrefana.

dia tonga...ny tenin'i Yaveh

"Nilaza ny teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

Berekia ...Ido

Ireo dia anaran-dehilahy.

hazo rotra

karazana hazo kely izay misy voninkazo maroloko.