plt_tn/zec/01/07.md

16 lines
494 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'ny andro fahefatra amby roapolo tamin'ny fahiraika ambin'ny folon'ny volana, izay volan'ny Sebata
Ny "Sebata" dia ny volana fahiraika ambin'ny folo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra amby roapolo dia akaikin'ny fisasahan'ny Febroary amin'ny tetiandro Tandrefana.
# dia tonga...ny tenin'i Yaveh
"Nilaza ny teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.
# Berekia ...Ido
Ireo dia anaran-dehilahy.
# hazo rotra
karazana hazo kely izay misy voninkazo maroloko.