# Tamin'ny andro fahefatra amby roapolo tamin'ny fahiraika ambin'ny folon'ny volana, izay volan'ny Sebata Ny "Sebata" dia ny volana fahiraika ambin'ny folo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra amby roapolo dia akaikin'ny fisasahan'ny Febroary amin'ny tetiandro Tandrefana. # dia tonga...ny tenin'i Yaveh "Nilaza ny teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1. # Berekia ...Ido Ireo dia anaran-dehilahy. # hazo rotra karazana hazo kely izay misy voninkazo maroloko.