plt_tn/tit/03/15.md

510 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly dia namarana ny taratasiny ho an'i Titosy.

Ireo rehetra

"Ny olona rehetra."

Ireo izay tia antsika amin'ny finoana

Mety ho dikany dia izao: 1) "ireo mpino izay tia antsika" na 2) "ireo mpino izay tia antsika satria mitovy finoana amintsika."

Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana

Izany dia fanaovana veloma iraisan'ny Kristiana. DH: "Ny fahasoavan'Andriamanitra anie ho aminareo" na "mangataka aho ny mba hamindran'Andriamanitra fo aminareo rehetra."