plt_tn/tit/03/15.md

16 lines
510 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia namarana ny taratasiny ho an'i Titosy.
# Ireo rehetra
"Ny olona rehetra."
# Ireo izay tia antsika amin'ny finoana
Mety ho dikany dia izao: 1) "ireo mpino izay tia antsika" na 2) "ireo mpino izay tia antsika satria mitovy finoana amintsika."
# Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana
Izany dia fanaovana veloma iraisan'ny Kristiana. DH: "Ny fahasoavan'Andriamanitra anie ho aminareo" na "mangataka aho ny mba hamindran'Andriamanitra fo aminareo rehetra."