# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia namarana ny taratasiny ho an'i Titosy. # Ireo rehetra "Ny olona rehetra." # Ireo izay tia antsika amin'ny finoana Mety ho dikany dia izao: 1) "ireo mpino izay tia antsika" na 2) "ireo mpino izay tia antsika satria mitovy finoana amintsika." # Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana Izany dia fanaovana veloma iraisan'ny Kristiana. DH: "Ny fahasoavan'Andriamanitra anie ho aminareo" na "mangataka aho ny mba hamindran'Andriamanitra fo aminareo rehetra."