plt_tn/tit/03/12.md

586 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia namarana ny taratasiny amin'ny filazana an'i Titosy ny tokony atao rehefa avy nanendry loholona tany Kreta izy ary tamin'ny fanaovana veloma ireo izay niaraka taminy.

Rehefa naniraka

"Taorian'ny nanirahako."

Artema ... Tykiko ... Zena

Ireo dia anaran-dehilahy.

Faingàna ary mankanesa

"Mandehana faingana ianao ary tongava" na "tongava haingana."

Andaniana ny ririnina

"Mijanona amin'ny ririnina."

Faingàna ary alefaso

"Faingàna ianao" na "aza manemotra ny fandefasana."

Sy Apolosy

"Alefaso ihany koa i Apolosy."