# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia namarana ny taratasiny amin'ny filazana an'i Titosy ny tokony atao rehefa avy nanendry loholona tany Kreta izy ary tamin'ny fanaovana veloma ireo izay niaraka taminy. # Rehefa naniraka "Taorian'ny nanirahako." # Artema ... Tykiko ... Zena Ireo dia anaran-dehilahy. # Faingàna ary mankanesa "Mandehana faingana ianao ary tongava" na "tongava haingana." # Andaniana ny ririnina "Mijanona amin'ny ririnina." # Faingàna ary alefaso "Faingàna ianao" na "aza manemotra ny fandefasana." # Sy Apolosy "Alefaso ihany koa i Apolosy."