plt_tn/tit/03/12.md

28 lines
586 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia namarana ny taratasiny amin'ny filazana an'i Titosy ny tokony atao rehefa avy nanendry loholona tany Kreta izy ary tamin'ny fanaovana veloma ireo izay niaraka taminy.
# Rehefa naniraka
"Taorian'ny nanirahako."
# Artema ... Tykiko ... Zena
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Faingàna ary mankanesa
"Mandehana faingana ianao ary tongava" na "tongava haingana."
# Andaniana ny ririnina
"Mijanona amin'ny ririnina."
# Faingàna ary alefaso
"Faingàna ianao" na "aza manemotra ny fandefasana."
# Sy Apolosy
"Alefaso ihany koa i Apolosy."