plt_tn/tit/03/09.md

44 lines
801 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nanazava ny tokony hialan'i Titosy sy ny fomba hitondrany ireo izay miteraka fifandirana eo amin'ireo mpino.
# Fa
"Fa ianao, ry Titosy,"
# Adihevitra adala
"Fanehoan-kevitra mahakasika zavatra tsy misy dikany."
# Tantaram-pirazanana
Izany dia fianarana momba ny fifandraisan'ny fianakaviana.
# Fifandiranana
"Fifamaliana."
# Ny lalàna
"Ny lalàn'i Mosesy."
# Mandà izay olona rehetra
"Mialà eo."
# Aorian'ny fampitandremana indray na indroa,
"Aorian'ny fampitandremanao izany olona izany indray na indroa."
# Ny olona ohatr'izany
"Ny olona toy izany."
# Niala tamin'ny lalana marina
Paoly dia miresaka ny olona izay nanao fahadisoana ho toy ny hoe miala amin'ny lalana izay nandehanany.
# Manameloka ny tenany
"Mitsara ny tenany."