plt_tn/tit/03/09.md

801 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nanazava ny tokony hialan'i Titosy sy ny fomba hitondrany ireo izay miteraka fifandirana eo amin'ireo mpino.

Fa

"Fa ianao, ry Titosy,"

Adihevitra adala

"Fanehoan-kevitra mahakasika zavatra tsy misy dikany."

Tantaram-pirazanana

Izany dia fianarana momba ny fifandraisan'ny fianakaviana.

Fifandiranana

"Fifamaliana."

Ny lalàna

"Ny lalàn'i Mosesy."

Mandà izay olona rehetra

"Mialà eo."

Aorian'ny fampitandremana indray na indroa,

"Aorian'ny fampitandremanao izany olona izany indray na indroa."

Ny olona ohatr'izany

"Ny olona toy izany."

Niala tamin'ny lalana marina

Paoly dia miresaka ny olona izay nanao fahadisoana ho toy ny hoe miala amin'ny lalana izay nandehanany.

Manameloka ny tenany

"Mitsara ny tenany."