# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nanazava ny tokony hialan'i Titosy sy ny fomba hitondrany ireo izay miteraka fifandirana eo amin'ireo mpino. # Fa "Fa ianao, ry Titosy," # Adihevitra adala "Fanehoan-kevitra mahakasika zavatra tsy misy dikany." # Tantaram-pirazanana Izany dia fianarana momba ny fifandraisan'ny fianakaviana. # Fifandiranana "Fifamaliana." # Ny lalàna "Ny lalàn'i Mosesy." # Mandà izay olona rehetra "Mialà eo." # Aorian'ny fampitandremana indray na indroa, "Aorian'ny fampitandremanao izany olona izany indray na indroa." # Ny olona ohatr'izany "Ny olona toy izany." # Niala tamin'ny lalana marina Paoly dia miresaka ny olona izay nanao fahadisoana ho toy ny hoe miala amin'ny lalana izay nandehanany. # Manameloka ny tenany "Mitsara ny tenany."