plt_tn/tit/03/08.md

12 lines
396 B
Markdown

# Izany hafatra izany
Izany dia manondro an'Andriamanitra nanome ireo mpino ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy.
# Hikasa hanao ireo asa tsara
"Mety hikatsaka ny hanao asa tsara."
# Izay efa napetrany teo alohan'izy ireo
Paoly dia miresaka ireo asa tsara toy ny hoe zavatra izay azon'Andriamanitra apetraka eo anoloan'ny olona. DH: "izay nanomanan'Andriamanitra azy ireo mba ho atao."