# Izany hafatra izany Izany dia manondro an'Andriamanitra nanome ireo mpino ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy. # Hikasa hanao ireo asa tsara "Mety hikatsaka ny hanao asa tsara." # Izay efa napetrany teo alohan'izy ireo Paoly dia miresaka ireo asa tsara toy ny hoe zavatra izay azon'Andriamanitra apetraka eo anoloan'ny olona. DH: "izay nanomanan'Andriamanitra azy ireo mba ho atao."