plt_tn/tit/03/08.md

396 B

Izany hafatra izany

Izany dia manondro an'Andriamanitra nanome ireo mpino ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy.

Hikasa hanao ireo asa tsara

"Mety hikatsaka ny hanao asa tsara."

Izay efa napetrany teo alohan'izy ireo

Paoly dia miresaka ireo asa tsara toy ny hoe zavatra izay azon'Andriamanitra apetraka eo anoloan'ny olona. DH: "izay nanomanan'Andriamanitra azy ireo mba ho atao."