plt_tn/tit/03/03.md

32 lines
794 B
Markdown

# Fa
"Satria."
# Teo aloha
"Taloha" na "fotoana fohy."
# Tsy nanan-tsaina
"Adala" na "tsy mitandrina."
# Voatarika tamin'ny lalan-diso ... tamin'ny alalan'ireo filàna sy ny fahafinaretana samihafa
Paoly dia miresaka ireo fanirian-dratsy toy ny hoe olona izay mitarika antsika hiala amin'ny lala-marina. DH: "voafitaka izahay."
# Nandevozin'ny filàna sy ny fahafinaretana samihafa
Paoly dia miresaka momba ireo faniriana mahery hanao ny ratsy taloha toy ny hoe tompon'ny andevontsika izy ireny.
# Filàna
"Filàna" na "faniriana."
# Niaina tao amin'ny faharatsiana sy ny fialonana
"Ratsy" sy "fialonana" dia teny mitovy amin'ny fahotana. DH: "Izahay dia manao zavatra ratsy foana ary maniry ny ananan'ny hafa."
# Nankahalaina izahay
"Nanao izay nankahalan'ny hafa anay izahay."