plt_tn/tit/03/03.md

794 B

Fa

"Satria."

Teo aloha

"Taloha" na "fotoana fohy."

Tsy nanan-tsaina

"Adala" na "tsy mitandrina."

Voatarika tamin'ny lalan-diso ... tamin'ny alalan'ireo filàna sy ny fahafinaretana samihafa

Paoly dia miresaka ireo fanirian-dratsy toy ny hoe olona izay mitarika antsika hiala amin'ny lala-marina. DH: "voafitaka izahay."

Nandevozin'ny filàna sy ny fahafinaretana samihafa

Paoly dia miresaka momba ireo faniriana mahery hanao ny ratsy taloha toy ny hoe tompon'ny andevontsika izy ireny.

Filàna

"Filàna" na "faniriana."

Niaina tao amin'ny faharatsiana sy ny fialonana

"Ratsy" sy "fialonana" dia teny mitovy amin'ny fahotana. DH: "Izahay dia manao zavatra ratsy foana ary maniry ny ananan'ny hafa."

Nankahalaina izahay

"Nanao izay nankahalan'ny hafa anay izahay."