# Fa "Satria." # Teo aloha "Taloha" na "fotoana fohy." # Tsy nanan-tsaina "Adala" na "tsy mitandrina." # Voatarika tamin'ny lalan-diso ... tamin'ny alalan'ireo filàna sy ny fahafinaretana samihafa Paoly dia miresaka ireo fanirian-dratsy toy ny hoe olona izay mitarika antsika hiala amin'ny lala-marina. DH: "voafitaka izahay." # Nandevozin'ny filàna sy ny fahafinaretana samihafa Paoly dia miresaka momba ireo faniriana mahery hanao ny ratsy taloha toy ny hoe tompon'ny andevontsika izy ireny. # Filàna "Filàna" na "faniriana." # Niaina tao amin'ny faharatsiana sy ny fialonana "Ratsy" sy "fialonana" dia teny mitovy amin'ny fahotana. DH: "Izahay dia manao zavatra ratsy foana ary maniry ny ananan'ny hafa." # Nankahalaina izahay "Nanao izay nankahalan'ny hafa anay izahay."