plt_tn/tit/03/01.md

963 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nanohy nanome toromarika an'i Titosy ny amin'ny fomba hampianarana ireo loholona sy ny olona eo ambany fiahiany ao Kreta.

Ampatsiahivo izy ireo

"Lazao amin'ireo vahoakatsinka indray izay efa fantatr'izy ireo" na "tohizo ny fampahatsiahivana azy ireo."

Hanaiky ireo mpanapaka sy ireo manam-pahefana, hankatoa azy ireo

"Manao araka ny lazain'ireo mpanapaka ara-politika sy ireo manam-pahefana amin'ny fankatoavana azy ireny."

Mpanapaka sy ireo manam-pahefana

Ireo teny ireo dia manana hevitra mitovy ary miaraka ampiasaina mba hampidirana ireo rehetra manana fahefana ao amin'ny governemanta.

Ho vonona amin'ny asa tsara rehetra

"Aoka ho vonona ny hanao tsara isaky ny misy fahafahana."

Haneso

"Miteny ratsy."

Hamela ny hafa hanaraka ny lalany,

Raha tsy fahotana ny fitiavana manokana, Paoly dia mampirisika ireo mpino mba hanao zavatra araka ny fomba izay hitiavan'ny olon-kafa hanaovana azy.