# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nanohy nanome toromarika an'i Titosy ny amin'ny fomba hampianarana ireo loholona sy ny olona eo ambany fiahiany ao Kreta. # Ampatsiahivo izy ireo "Lazao amin'ireo vahoakatsinka indray izay efa fantatr'izy ireo" na "tohizo ny fampahatsiahivana azy ireo." # Hanaiky ireo mpanapaka sy ireo manam-pahefana, hankatoa azy ireo "Manao araka ny lazain'ireo mpanapaka ara-politika sy ireo manam-pahefana amin'ny fankatoavana azy ireny." # Mpanapaka sy ireo manam-pahefana Ireo teny ireo dia manana hevitra mitovy ary miaraka ampiasaina mba hampidirana ireo rehetra manana fahefana ao amin'ny governemanta. # Ho vonona amin'ny asa tsara rehetra "Aoka ho vonona ny hanao tsara isaky ny misy fahafahana." # Haneso "Miteny ratsy." # Hamela ny hafa hanaraka ny lalany, Raha tsy fahotana ny fitiavana manokana, Paoly dia mampirisika ireo mpino mba hanao zavatra araka ny fomba izay hitiavan'ny olon-kafa hanaovana azy.