forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
963 B
Markdown
28 lines
963 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Paoly dia nanohy nanome toromarika an'i Titosy ny amin'ny fomba hampianarana ireo loholona sy ny olona eo ambany fiahiany ao Kreta.
|
||
|
|
||
|
# Ampatsiahivo izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Lazao amin'ireo vahoakatsinka indray izay efa fantatr'izy ireo" na "tohizo ny fampahatsiahivana azy ireo."
|
||
|
|
||
|
# Hanaiky ireo mpanapaka sy ireo manam-pahefana, hankatoa azy ireo
|
||
|
|
||
|
"Manao araka ny lazain'ireo mpanapaka ara-politika sy ireo manam-pahefana amin'ny fankatoavana azy ireny."
|
||
|
|
||
|
# Mpanapaka sy ireo manam-pahefana
|
||
|
|
||
|
Ireo teny ireo dia manana hevitra mitovy ary miaraka ampiasaina mba hampidirana ireo rehetra manana fahefana ao amin'ny governemanta.
|
||
|
|
||
|
# Ho vonona amin'ny asa tsara rehetra
|
||
|
|
||
|
"Aoka ho vonona ny hanao tsara isaky ny misy fahafahana."
|
||
|
|
||
|
# Haneso
|
||
|
|
||
|
"Miteny ratsy."
|
||
|
|
||
|
# Hamela ny hafa hanaraka ny lalany,
|
||
|
|
||
|
Raha tsy fahotana ny fitiavana manokana, Paoly dia mampirisika ireo mpino mba hanao zavatra araka ny fomba izay hitiavan'ny olon-kafa hanaovana azy.
|