plt_tn/tit/02/15.md

513 B

Ambarao ary ento ampaherezina ireo zavatra ireo

"Ampianaro ireo zavatra ireo ary ampaherezo ireo izay mihaino mba hanao ireny zavatra ireny."

Manomeza fanitsiana amin'ny fahefana rehetra

Izany fanambarana izany dia afaka hazavaina. DH: "Ahitsio amin'ny fahefana rehetra ireo olona izay tsy manao ireny zavatra ireny."

Aza avela hisy olona

"Aza avela hisy olona."

Hanao tsinontsinona anao

Izany fanambarana izany dia afaka hazavaina. DH: "mandà tsy ihaino ny teninao" na "mandà ny hanaja anao."