# Ambarao ary ento ampaherezina ireo zavatra ireo "Ampianaro ireo zavatra ireo ary ampaherezo ireo izay mihaino mba hanao ireny zavatra ireny." # Manomeza fanitsiana amin'ny fahefana rehetra Izany fanambarana izany dia afaka hazavaina. DH: "Ahitsio amin'ny fahefana rehetra ireo olona izay tsy manao ireny zavatra ireny." # Aza avela hisy olona "Aza avela hisy olona." # Hanao tsinontsinona anao Izany fanambarana izany dia afaka hazavaina. DH: "mandà tsy ihaino ny teninao" na "mandà ny hanaja anao."