plt_tn/tit/02/15.md

16 lines
513 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ambarao ary ento ampaherezina ireo zavatra ireo
"Ampianaro ireo zavatra ireo ary ampaherezo ireo izay mihaino mba hanao ireny zavatra ireny."
# Manomeza fanitsiana amin'ny fahefana rehetra
Izany fanambarana izany dia afaka hazavaina. DH: "Ahitsio amin'ny fahefana rehetra ireo olona izay tsy manao ireny zavatra ireny."
# Aza avela hisy olona
"Aza avela hisy olona."
# Hanao tsinontsinona anao
Izany fanambarana izany dia afaka hazavaina. DH: "mandà tsy ihaino ny teninao" na "mandà ny hanaja anao."