plt_tn/tit/02/14.md

347 B

Nanolotra ny tenany ho antsika

"Nanolotra ny tenany ho faty ho antsika."

Hanavotra antsika hiala amin'ny tsy fanarahan-dalàna rehetra

Paoly dia miresaka an'i Jesosy toy ny hoe namotsotra ireo andevo hiala amin'ireo tompony ratsy fanahy.

Olona iray manokana

"Vondron'olona izay sarobidy aminy."

Tena mazoto

"Manana faniriana mafy."