plt_tn/tit/02/14.md

16 lines
347 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nanolotra ny tenany ho antsika
"Nanolotra ny tenany ho faty ho antsika."
# Hanavotra antsika hiala amin'ny tsy fanarahan-dalàna rehetra
Paoly dia miresaka an'i Jesosy toy ny hoe namotsotra ireo andevo hiala amin'ireo tompony ratsy fanahy.
# Olona iray manokana
"Vondron'olona izay sarobidy aminy."
# Tena mazoto
"Manana faniriana mafy."