# Nanolotra ny tenany ho antsika "Nanolotra ny tenany ho faty ho antsika." # Hanavotra antsika hiala amin'ny tsy fanarahan-dalàna rehetra Paoly dia miresaka an'i Jesosy toy ny hoe namotsotra ireo andevo hiala amin'ireo tompony ratsy fanahy. # Olona iray manokana "Vondron'olona izay sarobidy aminy." # Tena mazoto "Manana faniriana mafy."